Photo   Doc   Média   Professeurs


  COURS & CORRIGES VIDEOS

Mathématique Seconde - PL - PS - TL - TS

Fomba fitadiavana Domaine de définition

Facile 20 minutes

Miantoka ny fizotran'ny "Devoir de focntion" ny fahaizanao tsara ny fitadiavana domaine de définition ho an'ny type de fonction rehetra hita aty amin'ny lycée. Araho ary ny vidéo.

 

Mécanique - Physique TS & PS

Fanzavana ny lesona Projectile

Facile 10 minutes

Ny fahazano ny "Projectile" dia lalana izay ahafahanao miatrika problème de Mécnique. fantarao ary ireo zavatraka tokony ho hay sy voafehy dieny izao ao anatin'ity vidéo ity.

 

Malagasy - TS & TL

Ny Tsiny sy ny Tody

Moyen 15 minutes

Ny tsiny sy ny tody, ny tsara ho fantatra mikasika ny lesona momba ny tody sy ny tsiny sy ireo toetrany samihafa

 

Bilogie moléculaire - TS & TL

ADN - ARN et ARMT

Moyen 15 minutes

Ianaro ny fomba fanaovana "Transcription" rehetra mikasika ny brin transcit, non transcrit, ARNm sy ny ARNt

 

Génétique hérédité - allele monohybridisme - TS & TL

ADN - ARN et ARMT

Moyen 15 minutes

Ianaro ny fomba fanaovana "Transcription" rehetra mikasika ny brin transcit, non transcrit, ARNm sy ny ARNt

 

Physique - TL

Fente d'Young

Difficile 30 minutes

Fente d'Young, miezaha mamantatra ireo fandrika ary miala ami'nizany rehefa tojo exercice miaksika Fente d'Young